Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpamonjinay 'zay tonga zazakely (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mpamonjinay 'zay tonga zazakely
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky izahay
II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve tononkira.serasera.org ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay
III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay jviguk te hamaly fitia
Ny hiranay grgn raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka Anao
Toa iogcf azy ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky izahay
II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve tononkira.serasera.org ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay
III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay jviguk te hamaly fitia
Ny hiranay grgn raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka Anao
Toa iogcf azy ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 988
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 28/09/2020 20:35
