Mpamonjinay 'zay tonga zazakely (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mpamonjinay 'zay tonga zazakely
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky izahay
II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay
III. Mpamonjinay ny yiktixaw alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te tononkira.serasera.org hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly nuuwmpd tokoa sady mitsaoka Anao
Toa azy fbal ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky izahay
II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay
III. Mpamonjinay ny yiktixaw alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te tononkira.serasera.org hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly nuuwmpd tokoa sady mitsaoka Anao
Toa azy fbal ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1046
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:35
