Mpamonjinay 'zay tonga zazakely (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mssfe locrog I. Mpamonjinay 'zay tonga zazakely
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky izahay
II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho xjrc anay
III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka tononkira.serasera.org Anao
Toa azy ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F'anilanao no matoky izahay
II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho xjrc anay
III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa 'reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao
IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka tononkira.serasera.org Anao
Toa azy ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio
© Vetson'i Siona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1014
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:35
