Misaotra Victoire (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ref- Misaotra anao 'zahay ry Victoire
Nampianatra anay mba anao ny tsara
Dia ny fanajana ny ankohonana
Sy fanomezana hasina ny fiangonana

1- Nampianatra anay ianao hanaja vady
Sy hanamasina ny andro Alahady
Niezaka ianao nijoro Hatrany
Tsaroanay eto izany Androany

2- Fa na dia maditra euwxbtkt aza i Dada Randriaka
Sy nohenjehina ny finoantsika
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto rikybzmk izany Androany

3- Na na roahina aza ireo Misionera
Hiaro ny fiangonana ianao tsy hianjera
Niezaka ayvk ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany androany

4- Ka na mbola tsy tonga aza ilay fotoana
Izahay hanefa efa tsindriandaona
Hiezak'izahay hivavaka hatrany
Mba olo-masina ianao indray androany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295