Misaotra Victoire (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref- Misaotra anao 'zahay ry Victoire
Nampianatra anay mba anao ny tsara
Dia ny fanajana ny ankohonana
Sy fanomezana hasina ny fiangonana
1- Nampianatra anay ianao hanaja vady
Sy hanamasina ny andro Alahady
Niezaka ianao nijoro Hatrany
Tsaroanay eto izany Androany
2- Fa na dia maditra aza i Dada Randriaka
Sy nohenjehina ny finoantsika
Niezaka ianao nijoro dzwmia hatrany
Tsaroanay eto bpbke izany Androany
3- Na na roahina aza ireo Misionera
Hiaro tononkira.serasera.org ny fiangonana ianao tsy cdbftxrn hianjera
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany androany
4- Ka na mbola tsy tonga aza ilay fotoana
Izahay hanefa efa tsindriandaona
Hiezak'izahay hivavaka hatrany
Mba olo-masina ianao indray androany
Nampianatra anay mba anao ny tsara
Dia ny fanajana ny ankohonana
Sy fanomezana hasina ny fiangonana
1- Nampianatra anay ianao hanaja vady
Sy hanamasina ny andro Alahady
Niezaka ianao nijoro Hatrany
Tsaroanay eto izany Androany
2- Fa na dia maditra aza i Dada Randriaka
Sy nohenjehina ny finoantsika
Niezaka ianao nijoro dzwmia hatrany
Tsaroanay eto bpbke izany Androany
3- Na na roahina aza ireo Misionera
Hiaro tononkira.serasera.org ny fiangonana ianao tsy cdbftxrn hianjera
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany androany
4- Ka na mbola tsy tonga aza ilay fotoana
Izahay hanefa efa tsindriandaona
Hiezak'izahay hivavaka hatrany
Mba olo-masina ianao indray androany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : t-rex15
Date : 26/06/2019 15:58
