Misaotra Victoire (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref- Misaotra anao 'zahay ry Victoire
Nampianatra anay mba anao ny tsara
Dia ny fanajana ny ankohonana
Sy fanomezana hasina ny fiangonana

1- tononkira.serasera.org Nampianatra anay ianao hanaja vady
Sy hanamasina ny andro Alahady
Niezaka ianao nijoro qcwbnld Hatrany
Tsaroanay eto izany Androany

2- Fa na dia sole maditra aza i Dada Randriaka
Sy nohenjehina ny finoantsika
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany Androany

3- Na na roahina aza ireo Misionera
Hiaro ny wsssvqt fiangonana ianao tsy hianjera
Niezaka ianao nijoro hatrany
Tsaroanay eto izany androany

4- Ka na mbola tsy tonga aza ilay fotoana
Izahay hanefa efa tsindriandaona
Hiezak'izahay hivavaka hatrany
Mba olo-masina ianao indray androany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307