Miderà an'Iaveh (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uwag Aleloya e! X2
Miderà an'Iaveh, amin'ny tononkira.serasera.org hira sy mozika,
ka hobio ny hatsarany sy ny fihantrany antsika.

Miderà an'Iaveh, amin'ny herinao rehetra,
Tsofy mafy ny anjomara, hanakoako am-paran-tany,
Hira, feo mirahondrahona, no aoka hifamaly e!
Asandrato ny hosàsa, Aleloya.

Diavolana ny ano an-tanàna ka elbjofr mazava ny lalan-kombana,
Asatànana voakalin'Andriamanitra.
Manga feo ny antoko mpihira ka asandrany amin'ny vovm fony,
Sangan'asan'Andriamanitra mpamorona.

© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1088