Miderà an'Iaveh (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloya e! X2
Miderà an'Iaveh, amin'ny hira sy mozika,
ka hobio ny hatsarany sy ny fihantrany antsika.
Miderà an'Iaveh, amin'ny herinao rehetra,
Tsofy mafy ny anjomara, hanakoako am-paran-tany,
Hira, feo mirahondrahona, no aoka hifamaly e!
Asandrato ny hosàsa, Aleloya.
Diavolana ny ano gcve kunkjql an-tanàna ka mazava ny lalan-kombana,
Asatànana voakalin'Andriamanitra.
Manga feo ny antoko mpihira ka asandrany amin'ny fony,
Sangan'asan'Andriamanitra mpamorona.
© Vetson'i tononkira.serasera.org Siona iskel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1155
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 24/09/2020 18:12