Miderà an'Iaveh (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloya e! X2
Miderà an'Iaveh, amin'ny kxoql hira sy mozika,
ka hobio ny hatsarany sy ny fihantrany antsika.
Miderà an'Iaveh, amin'ny herinao rehetra,
Tsofy mafy ny anjomara, hanakoako am-paran-tany,
Hira, feo mirahondrahona, tononkira.serasera.org kxmyieqt no aoka hifamaly e!
Asandrato ny hosàsa, Aleloya.
Diavolana ny ano an-tanàna ka mazava ny lalan-kombana,
Asatànana voakalin'Andriamanitra.
Manga feo ny antoko mpihira ka asandrany oguanpzv amin'ny fony,
Sangan'asan'Andriamanitra mpamorona.
© Vetson'i Siona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1156
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 24/09/2020 18:12