Matokia (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Matokia, matokia ianao, ry tononkira.serasera.org Jesoa ô.
Sanatria sanatria tsy verivery foana
Ilay hafatra napetrakao fahiny:
Ilay hafatra navelanao ho anay.

2 Tena fy, tena zrjafka fy, ka tsy hohadinoinay,
Tena soa, tena soa ka ho tandremanay:
Aoka hifankatia, vyzzbti mifankatiava tsara.
Io 'lay hafatra navelanao ho anay.

3 Raisinay, qjwdgo raisinay, ho voninahitra;
Ekenay, ekenay fa teny nomenao.
Hany ianteheranay mandrakizay
Ilay hafatra navelanao ho anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0815