Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matokia (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Matokia, matokia ianao, ry Jesoa ô.
Sanatria sanatria tsy mqvi verivery foana
Ilay hafatra napetrakao fahiny:
Ilay hafatra navelanao ho anay.
2 Tena fy, tena fy, ka tsy hohadinoinay,
Tena soa, tena soa ka ho tandremanay:
Aoka hifankatia, mifankatiava tsara.
Io 'lay hafatra pjxxk navelanao ho anay.
3 jlpgewq Raisinay, raisinay, tononkira.serasera.org ho voninahitra;
Ekenay, ekenay fa teny nomenao.
Hany ianteheranay mandrakizay
Ilay hafatra navelanao ho anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1962
Likes : 0 Like
Created by : prydzeric0
Date : 18/06/2019 19:01