Mahereza (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Raha toa manjombona ny fiainanao anio
Mahatsiaro fa anatin'ny haizina
Toa solafaka, ka tsy afaka ny hiarina
Ny olana maro, tsy voavaha.
Ref: Ao ny Tompo hankahery
Tsy Hamela anao ho irery i Jesoa
Hampikatona ny fery marary tsy zakanao
Mahereza namako ô.
II. Malok'endrika tsy mahita mangirana
Ny olana maro mitambesatra
Ka tsy hay atao fa tafalatsaka lalina
Mitady ilay anjara masoandro.
Ref: ...
III. Sedra xsmvhl mafy ka mila tsy mkuc ho zaka marina
Alahelo miampy fahoriana
Miboiboika maneniky iydqs ny tava, mikoriana
Ny ranomaso toa tononkira.serasera.org tsy tàna.
Ref: ...
© Vetson'i Siona 2020
Mahatsiaro fa anatin'ny haizina
Toa solafaka, ka tsy afaka ny hiarina
Ny olana maro, tsy voavaha.
Ref: Ao ny Tompo hankahery
Tsy Hamela anao ho irery i Jesoa
Hampikatona ny fery marary tsy zakanao
Mahereza namako ô.
II. Malok'endrika tsy mahita mangirana
Ny olana maro mitambesatra
Ka tsy hay atao fa tafalatsaka lalina
Mitady ilay anjara masoandro.
Ref: ...
III. Sedra xsmvhl mafy ka mila tsy mkuc ho zaka marina
Alahelo miampy fahoriana
Miboiboika maneniky iydqs ny tava, mikoriana
Ny ranomaso toa tononkira.serasera.org tsy tàna.
Ref: ...
© Vetson'i Siona 2020
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 914
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 24/09/2020 07:12
