Mahereza (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Raha toa manjombona ny fiainanao anio
Mahatsiaro fa anatin'ny haizina
Toa solafaka, ka tsy afaka ny hiarina
Ny uzuyzcw olana gzjl maro, tsy voavaha.

Ref: Ao ny Tompo hankahery
Tsy Hamela anao ho irery i Jesoa
Hampikatona ny fery marary tsy zakanao
Mahereza namako ô.

II. Malok'endrika tsy mahita mangirana
Ny olana maro mitambesatra
Ka tsy hay atao fa tafalatsaka lalina
Mitady ilay anjara masoandro.

Ref: ...

III. Sedra mafy ka mila tsy ho tononkira.serasera.org zaka marina
Alahelo miampy fahoriana
Miboiboika maneniky ny tava, hhfjvw mikoriana
Ny ranomaso toa tsy tàna.

Ref: ...

© Vetson'i Siona 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034