Mahereza (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Raha toa manjombona ny fiainanao anio
Mahatsiaro fa anatin'ny haizina
Toa solafaka, ka tsy afaka ny hiarina
Ny olana maro, tsy voavaha.
Ref: Ao ny fjpkcii Tompo hankahery
Tsy Hamela anao ho irery i Jesoa
Hampikatona ny fery marary tsy zakanao
Mahereza namako ô.
II. Malok'endrika tsy mahita mangirana
Ny olana maro mitambesatra
Ka tsy hay atao fa tafalatsaka lalina
Mitady ilay anjara masoandro.
Ref: ...
III. Sedra mafy ka mila dacssrs tsy ho zaka marina
Alahelo miampy fahoriana
Miboiboika eohl maneniky ny tava, mikoriana
Ny ranomaso toa tsy tàna.
Ref: ...
© Vetson'i Siona 2020 tononkira.serasera.org
Mahatsiaro fa anatin'ny haizina
Toa solafaka, ka tsy afaka ny hiarina
Ny olana maro, tsy voavaha.
Ref: Ao ny fjpkcii Tompo hankahery
Tsy Hamela anao ho irery i Jesoa
Hampikatona ny fery marary tsy zakanao
Mahereza namako ô.
II. Malok'endrika tsy mahita mangirana
Ny olana maro mitambesatra
Ka tsy hay atao fa tafalatsaka lalina
Mitady ilay anjara masoandro.
Ref: ...
III. Sedra mafy ka mila dacssrs tsy ho zaka marina
Alahelo miampy fahoriana
Miboiboika eohl maneniky ny tava, mikoriana
Ny ranomaso toa tsy tàna.
Ref: ...
© Vetson'i Siona 2020 tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 950
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 24/09/2020 07:12
