Izay mamboly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Izay mamboly e!
Dia tsinontsinona avokoa
Satria ny Tompo ihany
no mampitsimokae! hmxm ny voa
I. Raha tsy ny Tompo mfci no manorina ny Trano
Zary miasa foana 'zay manorina azy irery
Raha tsy ny Tompo no miaro ny tanàna
Zary miandry foana ny tononkira.serasera.org mpiambina mitily
II. Eny sasa-poana ianareo miari-tory
Taitra vao maraina, nefa zara raha mba voky
Hafa ny olon-tiany, fa matory tsy vfzrxk manahy
Mbola eo am-pandriana dia tolorany sakafo
III. Indro koa ny zanaka fa lova avy amin'ny Tompo
Valisoa tokoa anie 'reo menaky ny aina
Hery ny tsipika eny an-tanàna mpiady
Hery koa ny zanaky ny fahatanorana
© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1269
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 28/09/2020 20:34