Izay mamboly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Izay mamboly e!
Dia tsinontsinona avokoa
Satria ny Tompo ihany
no mampitsimokae! ny voa
I. Raha dbjbho tsy ny Tompo no manorina ny Trano
Zary miasa foana 'zay manorina azy irery
Raha tsy ny Tompo no miaro ny kwdrep tanàna
Zary miandry foana ny mpiambina mitily
II. Eny sasa-poana ianareo miari-tory
Taitra vao maraina, nefa zara raha mba voky
Hafa ny blkqb olon-tiany, fa matory tsy manahy
Mbola eo am-pandriana dia tolorany sakafo
III. Indro koa ny zanaka fa lova tononkira.serasera.org avy amin'ny Tompo
Valisoa tokoa anie 'reo menaky ny aina
Hery ny tsipika eny an-tanàna mpiady
Hery koa ny zanaky ny fahatanorana
© Vetson'i Siona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1207
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 28/09/2020 20:34