Indro nisava ny haizim-pito (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Indro nisava ny haizim-pito
Nandrakotra ny tany fa tonga sfvlqluy ny Mesia
Samia mihiaka miantso mafy hoe
Noely, noely
Foana sy rhdur gina ny gidragidra
Fa kosa hafaliana no nwiezbxp entin'ny Noely
II. Mireondreona ny feon'anjely
Mihoby, mankalaza (ka mankalaza)
Ny hasin'ny Mesia (ilay Mesia)
Hoby sy dera tao Betlehema
Samy niantsoantso (niantsoantso)
Gloria, tononkira.serasera.org Gloria (Gloria)
© Vetson'i Siona
Nandrakotra ny tany fa tonga sfvlqluy ny Mesia
Samia mihiaka miantso mafy hoe
Noely, noely
Foana sy rhdur gina ny gidragidra
Fa kosa hafaliana no nwiezbxp entin'ny Noely
II. Mireondreona ny feon'anjely
Mihoby, mankalaza (ka mankalaza)
Ny hasin'ny Mesia (ilay Mesia)
Hoby sy dera tao Betlehema
Samy niantsoantso (niantsoantso)
Gloria, tononkira.serasera.org Gloria (Gloria)
© Vetson'i Siona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 28/09/2020 20:36
