Indro nisava ny haizim-pito (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Indro nisava ny haizim-pito
Nandrakotra ny tany fa tonga ny Mesia
Samia mihiaka mwrk miantso mafy tononkira.serasera.org hoe
Noely, noely
Foana sy gina ny gidragidra
Fa kosa hafaliana no uwvzhi entin'ny Noely

II. Mireondreona ny feon'anjely
Mihoby, mankalaza (ka mankalaza)
Ny hasin'ny Mesia (ilay Mesia)
Hoby sy prtill dera tao Betlehema
Samy niantsoantso (niantsoantso)
Gloria, Gloria (Gloria)

© Vetson'i Siona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384