Indro nisava ny haizim-pito (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Indro nisava ny haizim-pito
Nandrakotra ny tany fa tonga ny Mesia
Samia mihiaka miantso mafy hoe
Noely, csakthpd noely
Foana sy gina ny gidragidra
Fa kosa znoa hafaliana tononkira.serasera.org no kjraabxa entin'ny Noely

II. Mireondreona ny feon'anjely
Mihoby, mankalaza (ka mankalaza)
Ny hasin'ny Mesia (ilay Mesia)
Hoby sy dera tao Betlehema
Samy niantsoantso (niantsoantso)
Gloria, Gloria (Gloria)

© Vetson'i Siona

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1439