Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiventso anao aho ry Siona (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Raha i Siona no resahina
Dia tsy afaka ny hangina aho
Raha i Salema no tenenina
Tsy pbtkvaqw ho tafapetraka aho
Raha tsy ny fahamarinany
No miposaka mazava
Raha tsy ny havdpt famonjena azy
Hamiratra toy ny fanilo
Ref: Hiventso golskhy Anao aho ry Siona ô
Aleloia, Aleloia!
Hatramin'ny fara fofonaiko
Aleloia, Aleloia!
II. Ho hitan'ny tononkira.serasera.org firenena
Ny fahamarinanao ry Siona ô
Anarana vaovao no iantsoana Anao
Ilay tiana no anaranao
Satria tia Anao ny Tompo
Tsy hitsahatra hiventso
Ny anaranao aho ry Siona ô
Hiventso Anao aho ry Siona
© Vetson'i Siona
Dia tsy afaka ny hangina aho
Raha i Salema no tenenina
Tsy pbtkvaqw ho tafapetraka aho
Raha tsy ny fahamarinany
No miposaka mazava
Raha tsy ny havdpt famonjena azy
Hamiratra toy ny fanilo
Ref: Hiventso golskhy Anao aho ry Siona ô
Aleloia, Aleloia!
Hatramin'ny fara fofonaiko
Aleloia, Aleloia!
II. Ho hitan'ny tononkira.serasera.org firenena
Ny fahamarinanao ry Siona ô
Anarana vaovao no iantsoana Anao
Ilay tiana no anaranao
Satria tia Anao ny Tompo
Tsy hitsahatra hiventso
Ny anaranao aho ry Siona ô
Hiventso Anao aho ry Siona
© Vetson'i Siona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 03/10/2020 13:03
