Hiventso anao aho ry Siona (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Raha i Siona no resahina
Dia tsy afaka ny hangina aho
Raha i Salema no tenenina
Tsy ho tafapetraka tononkira.serasera.org aho
Raha tsy ny fahamarinany
No miposaka mazava
Raha tsy ny famonjena azy
Hamiratra toy ny fanilo
Ref: Hiventso Anao aho ry Siona pnhl ô
Aleloia, Aleloia!
Hatramin'ny fara fofonaiko
Aleloia, Aleloia!
II. Ho hitan'ny firenena
Ny fahamarinanao ry Siona erecojay ô
Anarana vaovao no iantsoana Anao
Ilay tiana no anaranao
Satria tia Anao ny Tompo
Tsy hitsahatra lvju hiventso
Ny anaranao aho ry Siona ô
Hiventso Anao aho ry Siona
© Vetson'i Siona
Dia tsy afaka ny hangina aho
Raha i Salema no tenenina
Tsy ho tafapetraka tononkira.serasera.org aho
Raha tsy ny fahamarinany
No miposaka mazava
Raha tsy ny famonjena azy
Hamiratra toy ny fanilo
Ref: Hiventso Anao aho ry Siona pnhl ô
Aleloia, Aleloia!
Hatramin'ny fara fofonaiko
Aleloia, Aleloia!
II. Ho hitan'ny firenena
Ny fahamarinanao ry Siona erecojay ô
Anarana vaovao no iantsoana Anao
Ilay tiana no anaranao
Satria tia Anao ny Tompo
Tsy hitsahatra lvju hiventso
Ny anaranao aho ry Siona ô
Hiventso Anao aho ry Siona
© Vetson'i Siona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 1076
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 03/10/2020 13:03
