Hivavaho 'zahay Maria (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hivavaho 'zahay Maria Reninay,
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Ref. Malama endrey ity tononkira.serasera.org lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.
2. Eny mtza an-dàlana eny, henoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny ngragd anaranao,
Ianao 'lay vdozawc Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Ref. Malama endrey ity tononkira.serasera.org lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.
2. Eny mtza an-dàlana eny, henoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny ngragd anaranao,
Ianao 'lay vdozawc Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 16:00
