Hivavaho 'zahay Maria (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hivavaho 'zahay Maria

1. Hivavaho 'zahay Maria reninay,
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.

Ref. Malama endre ity lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.

2. Eny an-dalana eny, enoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny anaranao,
Ianao 'lay reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.

3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0764