Hivavaho 'zahay Maria (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. dhki Hivavaho 'zahay Maria Reninay,
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Ref. Malama endrey ity lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa cntncj eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.
2. knwsa Eny an-dàlana tononkira.serasera.org eny, henoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny anaranao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Matoky izahay fa manana Anao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
Ref. Malama endrey ity lalanay,
Ka sarotra re ny dia,
Manantena izahay fa cntncj eo Ianao,
Maria hivavaho 'zahay.
2. knwsa Eny an-dàlana tononkira.serasera.org eny, henoy 'zahay,
Raha sendra miantso ny anaranao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
3. Mihaino Anao Jesoa zanakao,
Ekeny avokoa ireo vavakao,
Ianao 'lay Reny fiantahantana,
Miaro izay mitalaho Aminao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1251
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : t-rex15
Date : 26/06/2019 16:00
