Falifaly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly mahita anao anie izaho ô x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Falifaly mahita anao anie izahay x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Na ny any Atsimo na ny any Antsinana ee
'Ndeha hiaraka handra-tànana
Ka yfaj ahofao avia sy avanana ee, tsara eia
Na ny Avaratra sy Andrefana aa, manje
Araraoty ny andro anio
Hiderana ny fodlury Tompo, hiderana Azy e
Asandrato ny Alleoia x4
Tsara e ! Mahafinaritra loatra ny midera Azy
Midera an'iza ? Midera ny Tompo fa iza rullzudq indray
Meva e ! Mahavarina sy mahavalalanina
Ny asany tamintsika zanany e, ouou
Falifaly tononkira.serasera.org mahita...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 16/07/2026 17:22