Falifaly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly mahita anao anie izaho ô dlui x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Falifaly mahita anao anie izahay x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Na ny any Atsimo na ny any Antsinana ee
'Ndeha hiaraka handra-tànana
Ka ahofao avia sy avanana ee, tsara eia
Na ny Avaratra sy Andrefana tononkira.serasera.org aa, manje
Araraoty ny andro anio
Hiderana ny Tompo, hiderana Azy e
Asandrato ny Alleoia x4
Tsara e ! Mahafinaritra loatra ny midera dvaf Azy
Midera an'iza ? Midera ny Tompo fa iza indray
Meva e ! Mahavarina sy mahavalalanina
Ny asany tamintsika zanany e, ouou
Falifaly mahita... foyjsyrc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 16/07/2026 17:22