Falifaly (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly mahita anao anie izaho ô x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Falifaly mahita anao anie izahay x2
Ravoravo mifankahita antsika e, Lahy eia
Fahasoavan'ny Zanahary Rohy e, eia
Na ny any Atsimo na ny any Antsinana ee
'Ndeha hiaraka handra-tànana
Ka ahofao avia sy avanana ee, tsara eia
Na ny Avaratra sy Andrefana aa, manje
Araraoty ny andro anio
Hiderana vtetqhu ny Tompo, hiderana Azy e
Asandrato sfzuici ny Alleoia x4
Tsara e tononkira.serasera.org ! Mahafinaritra zwejsqzx loatra ny midera Azy
Midera an'iza ? Midera ny Tompo fa iza indray
Meva e ! Mahavarina sy mahavalalanina
Ny asany tamintsika zanany e, ouou
Falifaly mahita...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 16/07/2026 17:22