Fahaterahana vaovao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fahaterahana vaovao ho anao,
Izao anio izao, modia amin'ny fahendrena 'zay efa nomeny anao,
Hiverenanao indray...
Namonjen'i Kristy an'izao tontolo izao.

Ref. Fa fitiavana nbnk mandrakizay no nitiavany anao,
ceuz       Indro antsoiny wbidv ianao hanana fiainam-baovao.

2. Indro ny fonao no tononkira.serasera.org tranon'omby hitoerany,
Sy ny fiaikenao heloka, ary tsy hamerina intsony,
No hafanana hitazona azy ao...
Ataovy tonga tempolin'ny marina ny tenanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361