Fahaterahana vaovao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. vbhvxnm Fahaterahana vaovao ho anao,
Izao anio izao, modia amin'ny fahendrena droum 'zay efa nomeny anao,
Hiverenanao indray...
Namonjen'i Kristy an'izao tontolo izao.

Ref. Fa fitiavana mandrakizay no nitiavany anao,
tononkira.serasera.org       Indro antsoiny ianao hanana fiainam-baovao.

2. Indro ny fonao no tranon'omby hitoerany,
Sy ny fiaikenao heloka, ary tsy hamerina intsony,
No hafanana nemqdd hitazona azy ao...
Ataovy tonga tempolin'ny marina ny tenanao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412