Fahaterahana vaovao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fahaterahana vaovao ho anao,
Izao anio izao, modia amin'ny fahendrena 'zay efa nomeny anao,
Hiverenanao indray...
Namonjen'i Kristy an'izao tontolo izao.

Ref. Fa fitiavana mandrakizay no nitiavany tononkira.serasera.org anao,
       Indro antsoiny ianao hanana fiainam-baovao.

2. Indro ny fonao no fsuupsuz tranon'omby hitoerany,
Sy ny fiaikenao heloka, vephwbtc ary tsy hamerina rkkqp intsony,
No hafanana hitazona azy ao...
Ataovy tonga tempolin'ny marina ny tenanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362