Aza manary toky (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Somebisebin'alahelo,
Mangidy, mafaitra ny fiainana,
Tsy indroa tsy intelo
Tsy aulsgyjp voatanisa ny fitarainana.

Fa na dia resy sy trotraka, lavo sy tsy te hiarina,
Dia tsarovy fa mahery ny Tompo, hitany ianao na dia sahirana aza

Ref. Aza manary toky,
banjino ny lanitra.
Fa na misy aza
Ny orana, rahampitso mibaliaka mahafinaritra.
koa mitrakà,
mijoroa, sahia miharitra,
Sotroy ny kapoakanao, eny na dia hoe mafaitra sy sarotra.

2.Miezaka manao ny tsara tbnlo azzxx sy mety,
Mba hijinja fifaliana sy valisoa,
Indrisy anefa fa mahatsiaro tononkira.serasera.org resy,
Ka ozona sy latsa no mitampody sy mahavoa.

'Zany anefa tsy atao sakana, tohizo ny efa natomboka,
Antenao hatrany ny herin'ny Tompo, hitany ianao na dia mihosom-bovoka.

© Vetson'i Siona 2020

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036