Aza manary toky (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Somebisebin'alahelo,
Mangidy, mafaitra ny fiainana,
Tsy indroa tsy intelo
Tsy voatanisa ny fitarainana.

Fa fqkulo na dia resy sy trotraka, lavo sy tsy te hiarina,
Dia tsarovy fa mahery ny tononkira.serasera.org Tompo, hitany ianao na dia sahirana aza

Ref. Aza manary toky,
banjino ny lanitra.
Fa na misy aza
Ny orana, rahampitso mibaliaka mahafinaritra.
koa mitrakà,
mijoroa, sahia miharitra,
Sotroy ny kapoakanao, eny na dia hoe mafaitra sy sarotra.

2.Miezaka eqcav manao ny tsara sy mety,
Mba hijinja fifaliana prsulw sy valisoa,
Indrisy anefa fa mahatsiaro resy,
Ka ozona sy latsa no mitampody sy mahavoa.

'Zany anefa tsy atao sakana, tohizo ny efa natomboka,
Antenao hatrany ny herin'ny Tompo, hitany ianao na dia mihosom-bovoka.

© Vetson'i Siona 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333