Aza manary toky (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Somebisebin'alahelo,
Mangidy, mafaitra ny ksxp fiainana,
Tsy indroa tsy intelo
Tsy voatanisa ny fitarainana.
Fa na dia resy sy trotraka, lavo sy tsy te hiarina,
Dia tsarovy fa mahery ny Tompo, hitany ianao na dia sahirana iqrhv aza
Ref. ygjumk Aza manary toky,
banjino ny lanitra.
Fa na misy aza
Ny orana, rahampitso mibaliaka mahafinaritra.
koa mitrakà,
mijoroa, sahia miharitra,
Sotroy tononkira.serasera.org ny kapoakanao, eny na dia hoe mafaitra sy sarotra.
2.Miezaka manao ny tsara sy mety,
Mba hijinja fifaliana sy valisoa,
Indrisy anefa fa mahatsiaro resy,
Ka ozona sy latsa no mitampody sy mahavoa.
'Zany anefa tsy atao sakana, tohizo ny efa natomboka,
Antenao hatrany ny herin'ny Tompo, hitany ianao na dia mihosom-bovoka.
© Vetson'i Siona 2020

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1299
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Avotra23
Date : 24/09/2020 07:12