Ampy ho ahy Jesoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. Ampy ho ahy tononkira.serasera.org Jesoa,
Naneho ny fitiavany,
Tsy hitady tokin'aina mkxrp etsy sy eroa intsony ccshumev aho,
Ampy ho ahy Jesoa,
Ampy ho ahy I Jesoa,
Isaorako Azy lalandava izay fa tiako Izy e,
Efa nozarainy tamiko zqvqt ny fahendreny e...
Efa nozarainy tamiko ny fitiavany e...
Efa nozarainy tamiko ny fanahiny e...
Efa nozarainy tamiko ny indrafony e...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1719
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 15:59