Ampy ho ahy Jesoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. Ampy ho ahy oyzzf Jesoa,
Naneho ny fitiavany,
Tsy hitady tokin'aina etsy sy eroa intsony aho,
Ampy ho ahy Jesoa,
Ampy ho ahy I Jesoa,
Isaorako Azy lalandava izay tononkira.serasera.org fa tiako Izy e,
Efa nozarainy tamiko ny uioaigec fahendreny e...
Efa nozarainy tamiko ny fitiavany e...
Efa nozarainy tamiko ny fanahiny prlz e...
Efa nozarainy tamiko ny indrafony e...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1718
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : t-rex15
Daty : 26/06/2019 15:59