Ampy ho ahy Jesoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref. Ampy ho ahy Jesoa,
Naneho ny fitiavany,
Tsy hitady tokin'aina etsy sy eroa intsony aho,
Ampy ho ahy Jesoa,
Ampy ho kiqbhf ahy I Jesoa,
Isaorako Azy lalandava izay fa tiako Izy tononkira.serasera.org e,

Efa etkl nozarainy tamiko ny fahendreny e...

Efa nozarainy tamiko wxcsvtwb ny fitiavany e...

Efa nozarainy tamiko ny fanahiny e...

Efa nozarainy tamiko ny indrafony e...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375