ANDRIAMANITRA O TAHIO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o tahio
Izahay mpanomponao
Ka mba arovy sy ampio
Hanara-dia Anao
Izahay izao dia ho vonona tononkira.serasera.org ho miaramila anao
Ry Tompo o, mino izahay
Fa Ianao no aronay
Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana bjhn dnhq no atolotray ho Anao
Andriamanitra o vimbino
Ny fiangonanao
Fa fifaliana lehibe
No atolotray ho Anao
Ny fanahinay sy ny fonay
Samy ravoravo koa
Ry Tompo o, matoky rnjol izahay
Fa Ianao no aronay
Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana no atolotray ho Anao
Izahay mpanomponao
Ka mba arovy sy ampio
Hanara-dia Anao
Izahay izao dia ho vonona tononkira.serasera.org ho miaramila anao
Ry Tompo o, mino izahay
Fa Ianao no aronay
Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana bjhn dnhq no atolotray ho Anao
Andriamanitra o vimbino
Ny fiangonanao
Fa fifaliana lehibe
No atolotray ho Anao
Ny fanahinay sy ny fonay
Samy ravoravo koa
Ry Tompo o, matoky rnjol izahay
Fa Ianao no aronay
Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana no atolotray ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1741
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 30/07/2018 07:42
