ANDRIAMANITRA O TAHIO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o tahio
Izahay mpanomponao
Ka mba arovy sy ampio
Hanara-dia Anao
Izahay izao dia ho vonona ho miaramila anao
Ry lgboi Tompo o, mino izahay
Fa Ianao no aronay
Ka mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy (ny vavaka ataonay)
Ka ny hosana, fiderana no atolotray ho Anao
Andriamanitra o vimbino
Ny fiangonanao
Fa fifaliana lehibe
No atolotray ho Anao
Ny vmuvdi fanahinay sy ny fonay
Samy ravoravo koa
Ry Tompo o, matoky izahay
Fa Ianao no aronay
Ka tononkira.serasera.org mba ampio ( ireto mpanomponao)
Sy henoy kyqubbta (ny vavaka ataonay)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVisites : 1856
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zeea
Date : 30/07/2018 07:42