Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aleloia Hozana (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia hozana
Fiderana no atolotro Anao
Resinao ny tononkira.serasera.org fahafatesana
Aleloia hozana (2)
Voninahitra tsy misy fetra Jesoa
No indro miseho miharihary
Fitiavana tsy manam-petra
No indro tonga faneva mijoro
Fandresena qxzpco hohirainay mandrakizay
Hasambarana sy hafaliana Jesoa
No manenika ooaqf ny fonay
Fa velona indray Ianao Tompo
Tsy misy mahery mihoatra Anao
Fahazavana ka kvkdsyh hohirainay mandrakizay
AMALA
Fiderana no atolotro Anao
Resinao ny tononkira.serasera.org fahafatesana
Aleloia hozana (2)
Voninahitra tsy misy fetra Jesoa
No indro miseho miharihary
Fitiavana tsy manam-petra
No indro tonga faneva mijoro
Fandresena qxzpco hohirainay mandrakizay
Hasambarana sy hafaliana Jesoa
No manenika ooaqf ny fonay
Fa velona indray Ianao Tompo
Tsy misy mahery mihoatra Anao
Fahazavana ka kvkdsyh hohirainay mandrakizay
AMALA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Vangy : 1267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nampionona
Daty : 24/06/2020 17:15
