Aina ho anay (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vatanao ry Jesoa no natolotrao ho vatad anay
Mitsaoka Anao ny cuomcy foko sy ny fanahiko
Ry tononkira.serasera.org vatanao nijaly vao teraka
Ry vatanao nijaly tambony kalvery

Tsy navelanao coddykvb ho very maina
Ny fijaliana izay nanavotanao anay
Mitsaoka Anao ‘zahay
Fa Ianao ‘lay Tomponay

Ny ranao koa ry Jesoa no natolotrao anay
Mitsaoka Anao ny foko sy ny fanahiko
Ra nanavotra anay tsy ho very doria
O ! ry Rà sarobidy, misaotra Anao ‘zahay

A/C : Rahonison Hubert (Mib)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298