Zanak’Andriamanitra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jnbcxehx Zanak’Andriamanitra no tonga ao
Hamonjy sy hanavotra ny olombelona
Amin’ny loza sy fahaverezana mandrakizay
Mifalia sy miravoa, ka mihobia sy mihirà
Miderà ry voavonjy, saotra dera jjlewnj laza ho an’Andriamanitra
Voninahitra avo indrindra ho an’Andriamanitra
Mifalia fa nahazao Mpanjaka
Izay nanafaka gadra sy ota
Voninahitra ho edchc an’ny Avo
Fiadanana ho an’ny tononkira.serasera.org olona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 441
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:53