Zanak’Andriamanitra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanak’Andriamanitra no fonseait ebwjeqt tonga ao
Hamonjy sy hanavotra ny olombelona
Amin’ny loza sy fahaverezana mandrakizay
Mifalia tononkira.serasera.org sy miravoa, ka mihobia sy mihirà
Miderà ry voavonjy, saotra dera laza ho an’Andriamanitra
Voninahitra avo indrindra ho an’Andriamanitra
Mifalia fa nahazao Mpanjaka
Izay nanafaka gadra sy ota
Voninahitra ho oidgmixj an’ny Avo
Fiadanana ho an’ny olona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 396
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:53