Vola am-bata (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toriteny marobe anaty fiara an-dalambe
tsy nohenoinao!
nisy ko tao an-tempoly sy voasoratra amim-boky
nolavinao
ny famangian'ireo mpanompo
zay nikiry sy nilofo
niodonanao
pasitera sy ny mpiandry samy tsy tafandrimandry
noroahinao
tsisy iray nandona ny fonao
ny sasany aza niomehezanao
aminao ny rendrarendra sy ny harena ary kilalao no maminao
tadidio topxot anefa fa
vola ambata miliara
trano be miampy fiara
ilaozanao tsy ankisala
rehefa tonga ilay anjara
ditraditra sy ny revy
zay natao tsy nisy bedy
aoriana ianao hiteny fa nanenenako izy ireny
indro ianao fa manjoretra fpyx fa ny namanao rehetra dia nandao
fa ianao izay nantenainy sy ojkqlc mba hany nandrandrainy foana tao
fa ianao nanompo sampy sy nitety vatolampy tsy mba lao
nefa tsy mba tononkira.serasera.org nanantena ka nikasa hamono tena izao dieny izao
tena very hevitra ianao, tsitanao intsony izay atao
te hivavaka ianao fa indro menatra amin'ny ota izay natao
(tadidio anefa fa)
mbola misy ny fotoana, Jesosy anie miandry foana
raha tianao ny ho tafahaona dia TONTOSAY NY FANOMPOANA
tsisy oe izaho malemy, andalana omeny hery
ny haratsianao nekeny, ny otanao dia nobabeny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1254
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nandrianina2
Daty : 13/08/2019 17:32