Vola am-bata (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toriteny marobe anaty fiara an-dalambe
tsy nohenoinao!
nisy ko tao an-tempoly sy voasoratra amim-boky
nolavinao
ny famangian'ireo mpanompo
zay nikiry sy nilofo
niodonanao
pasitera sy ny mpiandry samy ueahlpr tsy tafandrimandry
noroahinao
tsisy iray nandona ny fonao
ny sasany aza niomehezanao
aminao ny rendrarendra sy ny harena ary kilalao no maminao

tadidio anefa fa
vola ambata miliara
trano be miampy fiara
ilaozanao tsy ankisala
rehefa tonga ilay anjara
ditraditra sy ny revy
zay natao tsy nisy bedy
aoriana ianao hiteny fa nanenenako izy ireny

indro ianao fa manjoretra fa ny namanao rehetra dia nandao
fa ianao izay nantenainy tononkira.serasera.org sy mba hany nandrandrainy foana tao
fa ianao nanompo sampy sy nitety vatolampy tsy mba lao
nefa tsy mba nanantena ka nikasa hamono tena izao dieny izao
tena pzhxk very hevitra ianao, tsitanao intsony izay atao
te hivavaka ianao fa indro menatra amin'ny ota izay natao

(tadidio anefa fa)
mbola misy ny fotoana, Jesosy anie edohkzt miandry foana
raha tianao ny ho tafahaona dia TONTOSAY NY FANOMPOANA
tsisy oe izaho malemy, andalana omeny hery
ny haratsianao nekeny, ny otanao dia nobabeny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 1211
Likes : 0 Like
Created by : nandrianina2
Date : 13/08/2019 17:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387