Vohay ny fonao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay ianao nilalao
Sy nanjeninjeny teny ianao
Anio izao mba miova
Ndeha diovy ny tononkira.serasera.org fonao
Nentin'ny fonao ratsy
Ary vvphgy ny fjnypic sainao maizina
Nivezivezy sasatra
Indro diso lalana
Ref: Vohay(2) ny varavaranao
Fa ny tompo no gnxf mandondona
Efa ela be no niandry anie
Vohay, Vohay ny fonao
Sy nanjeninjeny teny ianao
Anio izao mba miova
Ndeha diovy ny tononkira.serasera.org fonao
Nentin'ny fonao ratsy
Ary vvphgy ny fjnypic sainao maizina
Nivezivezy sasatra
Indro diso lalana
Ref: Vohay(2) ny varavaranao
Fa ny tompo no gnxf mandondona
Efa ela be no niandry anie
Vohay, Vohay ny fonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 29/08/2014 23:26
