Vohay ny fonao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay tononkira.serasera.org ianao nilalao
Sy nanjeninjeny teny ianao
Anio rnfj ntssa izao mba miova
Ndeha slkw diovy ny fonao

Nentin'ny fonao ratsy
Ary ny sainao maizina
Nivezivezy sasatra
Indro diso lalana

Ref: Vohay(2) ny varavaranao
Fa ny tompo no mandondona
Efa ela be no niandry anie
Vohay, Vohay ny fonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301