Vavaka II (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Aiza moa Ianao
Fa mangata-pamelana avy aminao
Eny mitaraina aho mba henoy ny feoko
Fa mafy pbrnxqt ireo zava-manjo
Tantanonao aho amin'ny tananao ankavanana
Mba hijoroako ho tena mahatoky olo-marina
Ref: Tompo ô! meteza Ianao
Hanome tononkira.serasera.org Hery ahy amin'ny tahotro
Amafiso ny finoako Anao
Mba tsy hanotako , TSy hanotako
Jeso ô Mivavaka Aminao aho
Ny anafahanao ireo mangeja ahy
ô! Afaho fizogc ny fatotra xiqco f'Ianao miady izay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ericsmiler1
Daty : 30/08/2014 10:56