Vavaka II (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Aiza moa Ianao
Fa mangata-pamelana avy aminao
Eny mitaraina aho mba henoy ny feoko
Fa mafy ireo xvsbf zava-manjo
Tantanonao aho amin'ny tananao ankavanana
Mba hijoroako ho tena mahatoky olo-marina
Ref: Tompo ô! meteza Ianao
Hanome tononkira.serasera.org Hery ahy amin'ny tahotro
Amafiso ny finoako Anao
Mba tsy hanotako sxbo , TSy hanotako
Jeso ô Mivavaka Aminao aho
Ny xolesr anafahanao ireo mangeja ahy
ô! Afaho ny fatotra f'Ianao miady izay
Fa mangata-pamelana avy aminao
Eny mitaraina aho mba henoy ny feoko
Fa mafy ireo xvsbf zava-manjo
Tantanonao aho amin'ny tananao ankavanana
Mba hijoroako ho tena mahatoky olo-marina
Ref: Tompo ô! meteza Ianao
Hanome tononkira.serasera.org Hery ahy amin'ny tahotro
Amafiso ny finoako Anao
Mba tsy hanotako sxbo , TSy hanotako
Jeso ô Mivavaka Aminao aho
Ny xolesr anafahanao ireo mangeja ahy
ô! Afaho ny fatotra f'Ianao miady izay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1599
Likes : 0 Like
Created by : ericsmiler1
Date : 30/08/2014 10:56
