Tena tiako ianao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavan'Andriamanitra
Tompo masina nanao ny lanitra
Ny heriny rehetra dia natolony
Ho an'ireo izay navotany
    Tena tiako ianao ry ybdmcv Topmpo mamiko
    N 'inona hanjo hiatra amiko
mtewm    Aroko ianao no sady ampingako
    Ka tiaviko tokoa

REF:Avia hankalazao derao ny Tompo re
Mihobia izao ry Tompo lehibe
Fa Izy no mihatra sy mamindra fo
Ka isaorantsika tokoa

Endrey ny famonjena taminao ry Ray
Andriamanitra sy Ray mandrakizay
Ianao nihaino ireny fisentoako
Nampitony koa ny cfae foko
   Tena tiako ianao ry fiarovako
   Sambatraaho izao Ianao no lovako
   Fifaliako ianao sy fialofako
   Ka tiaviko doria
REF:...............


Endrey ny fahasoavana natolotrao
Nitaraina aho dia nihaino ianao
Izaho tsy navelana ho reram-po
Notohanano be tokoa
   Tena tiako ianao ry Raiko tsy mandao
   Tiako mihoatra noho izao tontolo tononkira.serasera.org izao
   Heriko Ianao ry Tompo be fitia
   Ka tiaviko doria
REF:..............

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 2633
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : haingotiana15
Daty : 28/02/2016 13:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305