Tena tiako ianao (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavan'Andriamanitra
Tompo masina nanao ny lanitra
Ny heriny rehetra dia natolony
Ho an'ireo izay navotany
Tena tiako ianao ry Topmpo mamiko
N 'inona hanjo hiatra amiko
Aroko ianao no sady ampingako
Ka tiaviko tokoa

REF:Avia hankalazao derao ny Tompo re
Mihobia izao ry Tompo lehibe
Fa Izy no mihatra sy mamindra fo
Ka isaorantsika tokoa

Endrey ny famonjena taminao ry Ray
Andriamanitra sy Ray mandrakizay
Ianao nihaino ireny fisentoako
Nampitony koa ny foko
Tena tiako ianao ry fiarovako
Sambatraaho izao Ianao no lovako
Fifaliako ianao sy fialofako
Ka tiaviko doria
REF:...............


Endrey ny fahasoavana natolotrao
Nitaraina aho dia nihaino ianao
Izaho tsy navelana ho reram-po
Notohanano be tokoa
Tena tiako ianao ry Raiko tsy mandao
Tiako mihoatra noho izao tontolo izao
Heriko Ianao ry Tompo be fitia
Ka tiaviko doria
REF:..............
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 1422
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : haingotiana15
Date : 28/02/2016 13:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2978